|
|
|
|

Teny iditra1  mioitra
Fototeny  2  oitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be
5  Miezaka mafy mba hipoitra fa tsy manaiky ny hotsindriana lava: Tsy naharitra ny mponina tany atsimo fa nioitra tamin' ny fitondrana tsy mba nisy fikarakarana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to struggle, to strive to get free from something pressing one down. [1.2]
Ohatra  7  Amin' izay, dia mba hahavita soa amin' ireo zana-badiny ireo izy, ka hahafahan' izy rehetra mioitra amin' ny fahantrana rahatrizay. [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  mioitra, miriota, mitoria

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05