|
|
|
|

Teny iditra 1  miolika
Fototeny  2 olika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to wind about as a serpent; also same as miolaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter [1.3]
Ohatra  11  Irony lalana ery avaratra ery
dia malomaloka toa lalana ela
ary toa miolika atsy toa miolika aroa
nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona
[2.131]
Tovy hevitra  12 miolaka, miolikolika
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miolika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mikolay, 16 milaiko, miolika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22