|
|
|
|

Teny iditra1  miolomay
Fototeny  2  olomay
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitoetr' olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia maika. (Azo heverina koa anefa fa fototeny hafa no niavian' io teny io: milomay (l-omay), izay mihazakazaka, dodona koa no heviny) [1.1]
5  mihazakazaka [Bezanozano] [1.78]
Ohatra  6  Antsoin-dreniny hanolan-damba miaraka aminy ny vavimatoany ka mailaka ery izy mamaly ny "eny ry neny a" amin-tsiky sy miolomay manantona an-dRasoa. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05