|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miondrana
Fototeny  2 ondrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miditra amin' ny lakana na ny sambo mba handeha hiampita: Tamin' ny fito maraina izahay no niondrana ho any Maurice [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go on board. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  miondràna
Fototeny  11 ondrana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miondrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mandriona, 14 manindroa, 15 miandrano, 16 miandrona, miondràna, miondrana, 17 mondraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19