Teny iditra | 1 miongotra |
Fototeny | 2 ongotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miala hatramin' ny fakany: Niongotra ho azy ilay bararata naniry tao atsinanan-trano [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 plucked up by the roots. [1.2] 6 to be pulled up; to fall out, as hair or feathers [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 être arraché, déraciné; tomber comme des cheveux [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny miongotra io |
Fivaditsoratra | 14 miongotra, mirongota, mitangoro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |