|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ongotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  9  Fanalana hatramin' ny fakany, fanatsoahana tanteraka, ombotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  action d'arracher, de déraciner [1.3]
11  Action d'arracher, de déraciner. Exemple : « Nongotan'ilay adala ny zana-kazo »: cet imbécile a arraché les jeunes plantes (Malzac). D'où le mot fanongotana : la manière d'arracher. Fanongotana tomba-tany : arrachage en motte (pour la transplantation des arbres). Voir aussi ombotra. [Merina] [1.196]

Teny iditra (2/2)12  ongotra
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14  a knot in wood. Another form of ombotra, and provincial for tongotra [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  15  angotro, ongotra, tangoro, torango

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31