|
|
|
|

Teny iditra 1  mionitra
Fototeny  2 onitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony
9 Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao very
10 Miverina: Raha mba olona misaina koa ilay nangalatra, hionitra ny famantaranandronao volamena iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 restored, recovered, remunerated. [1.2]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 manoitry, mionitra, 14 mitroañy, 15 romainty

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21