Teny iditra | mionitra (onitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao very Miverina: Raha mba olona misaina koa ilay nangalatra, hionitra ny famantaranandronao volamena iny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Restored, recovered, remunerated. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mionitra io | ||||||||
Fivaditsoratra | manoitry, mionitra, mitroañy, romainty |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |