|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mionona
Fototeny  2 onona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany
9 Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be appeased, to be assuaged. [1.2]
11 to be consoled, to be comforted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 se consoler, s'apaiser [1.8]
Ohatra  13  fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana [2.131]

Teny iditra (2/2) 14  mionòna
Fototeny  15 onona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mionona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 amonony, 18 minonoa, mionona, mionòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18