| Teny iditra | 1 miory |
| Fototeny | 2 ory |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Malahelo, mijaly: Tonga izahay miara-miory aminareo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to assume an air of misery.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 être affligé, malheureux, pauvre
[1.3] |
| Ohatra |
11 Nirohotra ny fokonolona nampiseho ny fiaraha-miory amin' ny fianakaviana sy nanao ny fikarakarana rehetra nilaina.
[2.472#82]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miory |
| Fivaditsoratra | miory, 13 mirio |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|