|
|
|
|

Teny iditra 1  mioty
Fototeny  2 oty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manapaka (voankazo na voninkazo) hiala amin' ny tahony, manaisotra hiala amin' ny tahony: Lasa nioty voninkazo any an-jaridaina any izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to pick fruit; to pick flowers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 cueillir des fruits, des légumes, des fleurs [1.8]
Ohatra  11  Maizimaizina no mandeha mioty ny voany ny tena. [2.472#39]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mioty
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21