|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  oty
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Voambolana  7  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  8  Fakana voankazo eny ambony hazo
9  fanasarahanono zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  the picking of fruit or flowers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  action de cueillir des fruits, des fleurs
12  action de sevrer un enfant [1.8]
13  (toute l'île). Racine verbale : action de cueillir des fruits, des légumes, des herbes potagères, etc. Exemple : Toazo ireo voankazo ireo : cueillez ces fruits (Malzac). D'où les mots fiotazana : la cueillette ; fitoazana : la saison de la cueillette. On dit aussi mioty manta : cueillir des fruits verts, immatures. Au sens figuré : s'emparer d'un héritage avant le décès des parents. ( [1.196]
Ohatra  14  Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy. [2.508]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)16  oty
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  olana, fanolanana [Taisaka] [1.78]
Ohatra  19  Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy. [2.508]

Fivaditsoratra  20  oty, toy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31