|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miova
Fototeny  2 ova
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misolo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny
9 Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany
10 Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka
11 Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to change [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 changer [1.8, 1.13]
14 se changer [1.8]
15 changé [1.13]
Ohatra  16  miova tsy ny fisahosahon'ny andiam-balala mandalo ny jirika nandalo eran'ny tampon-tanety. [2.324]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny how miova

Teny iditra (2/2) 18  miovà
Fototeny  19 ova
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miova [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  21 mavio, 22 mavoy, 23 miavo, miova, miovà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15