|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miozona
Fototeny  2 ozona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianiana miantso loza raha toa ka mivadika amin' ny fianianana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to call down a curse on oneself, as in taking an oath [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire un serment basé sur l'imprécation de soi-même; jurer [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  miozòna
Fototeny  12 ozona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miozona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 amozony, miozona, miozòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18