|
|
|
|

Teny iditra 1  mipaika
Fototeny  2 paika
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandidy sy mikapa (vato): Mipai-bato no raharahan-dRabe
9 Miteny mafy, mandevilevy
10 Maneno, mitaika: Nipaika indrindra ny tamin' ny telo no nitehi-tany ny fiaramanidina
11 Voadidy; misy zorony mitovy sy mahitsy: Vato mipaika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to chip stone; to strike as with a hammer [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 Frapper avec un marteau, tailler des pierres, réprimander
14 Sonner, comme l’horloge, faire tictac, comme la montre
15 (Pierres) taillées [1.3#476]
16 frapper avec un marteau; sonner (cloche, horloge) [1.8]
Ohatra  17  Ny ray aman-dreny sasany mipaika vato eo an-tanàna. [2.606#]
Mpanahaka  18  voapaika
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mipaika
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mipaika, 21 mipiaka, 22 mpiaika

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17