| Teny iditra (1/3) | 1 paika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Feo re avy amin' ny zavatra mifandona
17 Fidona, fanapoahana amin' ny tanana na hazo: Paika kely foana dia ampy hampandeha io masinina io 18 Tefy (vato): Vato tsara paika 19 Fandehanana (amin' ny lalao fanorona), fifindran' ny vatom-panorona rehefa mihinana, ka mankeo amin' ny toerana tiany: Anao izao ny paika 20 Tetika ampiasaina, tetikady: Paika fotsiny ny azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 a stroke, a blow
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 coup, choc, cliquetis des armes
23 réprimande 24 un coup au jeu du fanorona [1.3#475] 25 coup [1.8] |
| Ohatra |
26 Diso paika ka matim-bela.
[2.643#]
27 paika tsy miady no itondran' ialahy anay. [2.4#] 28 Tsy nanana hevitra maty paika ny namanay. [1.369#] |
| Tovy hevitra | 29 paipaika |
| Mpanahaka | 30 dona, 31 gona, 32 katroka, 33 poka |
| Fikambanana | 34 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny hoe paika |
| Teny iditra (2/3) | 35 paika |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
37 fomba ampiasaina
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
38 procédé; mesure
[1.13] |
| Fikambanana | 39 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe paika |
| Teny iditra (3/3) | 40 paika |
| Sokajin-teny | 41 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
42 [Sihanaka] maina (taona)
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 43 apika, paika, 44 piaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|