|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mipalapala
Fototeny  2 palapala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Lava mitezotezo; mandeha midrahodraho noho ny halavana mampitsipaikona [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  mipalapala
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 [Sihanaka] mitanjaka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  11 [Sakalava-Mayotte] être nu, nu partiellement [1.405]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20