|
|
|
|

Teny iditra 1  mipasoka
Fototeny  2 pasoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandama, mandambolambo, manindry amin' ny vy hafanaina: Maika izy fa mbola hipasoka ny akanjo hoentiny rahampitso alahady
9 Voalama, voatsindrin' ny vy nohafanaina: Mitondra akanjo tsy mipasoka
10 Mandrindra tsara: Loza iny raha hipasopaso-teny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to smooth; to iron; to palliate. The reduplicated forms of the above are used with the same meanings [1.2]
12 to iron clothing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 repasser le linge [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mipasoka, 15 miposaka, 16 mpisaoka, 17 mpisoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21