Teny iditra | mipasoka (pasoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandama, mandambolambo, manindry amin' ny vy hafanaina: Maika izy fa mbola hipasoka ny akanjo hoentiny rahampitso alahady Voalama, voatsindrin' ny vy nohafanaina: Mitondra akanjo tsy mipasoka Mandrindra tsara: Loza iny raha hipasopaso-teny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To smooth; to iron; to palliate. The reduplicated forms of the above are used with the same meanings [1.2] | ||||||||
To iron clothing [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Repasser le linge [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mipasoka io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |