|
|
|
|

Teny iditra 1  mipatrapatraka
Fototeny  2 patrapatraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mianjera mitete mahalankalana toy ny patrakala any anaty hazo: Mipatrapatraka ny oram-baventy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to rain in large drops [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20