|
|
|
|

Teny iditra 1  mipentina
Fototeny  2 pentina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misy pentina: Mipentina ny akanjonao (mipentimpentina anefa no fiteny kokoa amin' io hevitra io)
8 Mifotetaka, misotitika: Nipentina fotaka ny tarehiny rehefa avy nandalovan' ilay fiara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20