|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  -pentina
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fentina

Teny iditra (2/2) 3  pentina
Sokajin-teny  4  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
15 Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a spot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 tache de saleté [1.8]
Ohatra  18  misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony. [2.472#108]
Tovy hevitra  19 pentimpentina
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe pentina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22