|
|
|
|

Teny iditra1  mipetaka (petaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Miraikitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to stick, to adhere [1.2, 1.7]5  to cohere. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  s'appliquer, être collé [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mipetaka io

Fivaditsoratra  13  atampike, mipetaka, pamitake

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20