|
|
|
|

Teny iditra 1  mipiaka
Fototeny  2 piaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tapaka, ka misy feo heno amin' izany: Mipiaka ity hazo ity raha vao aforitra
9 Misy feo kely heno rehefa foizina: Mipiaka ny hao
10 Milalao karatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to break off, to snap off. [1.2]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mipiaka
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mipaika, mipiaka, 15 mpiaika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21