|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mipitrapitra
Fototeny  2 pitrapitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijery amin' ny maso toa mampalahelo fa mangaihay: Nipitrapitra foana teo Ikoto nony lasa ny namany [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mipitrapitrà
Fototeny  10 pitrapitra
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipitrapitra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mipatripatry, mipitrapitrà, mipitrapitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15