| Teny iditra | 1 mipoapoaka |
| Fototeny | 2 poapoaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
7 Milelalela sy mipoapoaka ny ravim-pary ary mivaivay toa tsy ho lavenona tokoa anefa, dia zary tsy misy horaisina tsy entina am-bava rivotra.
[2.470#44]
8 ary raha hetsiketsehiny izany dia mitera-drivotra sy mipoapoaka tahaka ny fikopakopaky ny elatry ny vorona goavambe. [1.38] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|