|
|
|
|

Teny iditra 1  miposaka
Fototeny  2 posaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka terỳ amin' ny faravodilanitra
9 Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin' ny habakabaka: volana, masoandro... no lazaina): Amin' ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao
10 Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiam-panahin' ilay karilahy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to appear; to rise (of the sun) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 apparaître; se lever (en parlant du soleil) [1.8]
Ohatra  13  Mba mahazo hafanana indray izy eny am-pandehanana eny indraindray, tanihan' ny masoandro miposaka; [2.470#50]
Voambolana  14  Haikintana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 mipasoka, miposaka, 17 mpisaoka, 18 mpisoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21