|
|
|
|

Teny iditra1  miposaka (posaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Voambolana  3  Haikintana
Fanazavàna teny malagasy  4  Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka terỳ amin' ny faravodilanitra [1.1]
5  Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin' ny habakabaka: volana, masoandro... no lazaina): Amin' ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao [1.1]
6  Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiam-panahin' ilay karilahy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  To appear; to rise (of the sun) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  Apparaître; se lever (en parlant du soleil) [1.8]
Ohatra  9  Mba mahazo hafanana indray izy eny am-pandehanana eny indraindray, tanihan' ny masoandro miposaka; [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny miposaka io

Fivaditsoratra  15  mipasoka, miposaka, mpisaoka, mpisoaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20