Teny iditra mipy (py)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikimpikimpy (maso): Nijery ahy tsy nipy mihitsy izy ka menatra aho. [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipy
Ny lasa : nipy
Ny hoavy : hipy
Filaza mandidy : mipiza
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/23