| Teny iditra (1/2) | 1 py |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 [Antesaka] fikimpiana maso
[1.78] 21 fikimpikimpin' ny maso, baiko atao amin' ny maso [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 a twinkle, a wink. Used of the eye
[1.2] 23 a winking of the eye(s) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 clignotement des yeux
[1.8] |
| Fikambanana | 25 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe py |
| Teny iditra (2/2) | 26 py |
| Sokajin-teny | 27 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 [Sakalava] Maranitra (tandrok' ombalahy)
[1.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
29 Bikan' ny tandrok' omby |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|