|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirabaraba
Fototeny  2 rabaraba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao tsy ampiheverana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 [Provincial] to spread on the ground, to spill [1.2]
10 This word is used in Imerina in describing the running here and there of a person in search of something. See raparapa [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 agir sans réflection, sans ordre [1.3#496]
Ohatra  12  Io no mirabaraba an-draharaha, fanao fahiny raha niandry olona lasa nisaika. [2.245#]

Teny iditra (2/2) 13  mirabarabà
Fototeny  14 rabaraba
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirabaraba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#496]

Fivaditsoratra  16 mibarabara, mirabaraba, mirabarabà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14