Teny iditra miraidraika (raidraika (raika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Flâner [3.1]
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: tonjana ~ tonjina
Ohatra Rahefa tonga ny fotoana, mitsangana ary mihinana fa aza milasilasy, modia faingana any an-tranonao, fa aza tsy miraidraika. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08