|
|
|
|

Teny iditra 1  miraikiraiky
Fototeny  2 raikiraiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa
9 Adaladala, mitahontahona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to lean from side to side, to trotter, to reel, to be confused. Comp. Raika [1.2]
Ohatra  11  Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry. [2.996]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21