|
|
|
|

Teny iditra 1  miraikitra
Fototeny  2 raikitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia
9 Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to adhere, to stick to, to cleave to. [1.2]
11 to stick to something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 se coller, adhérer [1.8]
Ohatra  13  Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny. [2.472#16]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe miraikitra
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miraikitra, 16 mitari-kira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21