|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirandrana
Fototeny  2 randrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaraka fomban-drandrana: Mirandrana foana ny volon' iny vehivavy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be in plaits. [1.2]
10 to be braided [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être tressé [1.8]
Ohatra  12  Amin'ny saron-tratra asio rojo volamena madio madinika, atao mirandrana toy ny tady; [2.996]

Teny iditra (2/2) 13  mirandràna
Fototeny  14 randrana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirandrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mandrirana, 17 marandrañy, mirandrana, mirandràna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19