Teny iditra | 1 mirantsana |
Fototeny | 2 rantsana |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy rantsana: Mirantsana fito ity fanaovanjiro ity [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 growing out into branches [1.2] 6 to be divided into several arms or branches; to be pruned [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 être divisé en plusieurs branches; avoir des branches; être élagué [1.8] 8 être branchu, ramifié [1.196] |
Ohatra |
9 Ny Tahony dia malemy, mananika zavatra hafa, tsy mirantsana loatra, tsy misy volo, mamakitratra raahery ny hahavony. [1.357] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |