|
|
|
|

Teny iditra1  mirasa
Fototeny  2  rasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Voadidy: Hena efa nirasa ireo [1.1]
5  mizara [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  marisa, masira, mirasa, misara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20