|
|
|
|

Teny iditra 1  miratra
Fototeny  2 ratra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 décroître; se dit de la lune [1.3]
Ohatra  9  ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. [1.381#]
Voambolana  10  Haikintana

Fivaditsoratra  11 maratry, 12 maritra, miratra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20