Teny iditra ratra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A wound, an injury [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Blessure [1.8]
Ohatra Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony. [2.324]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31