|
|
|
|

Teny iditra 1  miravaka
Fototeny  2 ravaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy na mitondra ravaka: Miravakany efitrano
9 Mitondra: Miravaka galona ny tratran' ny mpandresy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to wear ornaments or jewelry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se parer de bijoux; s'orner [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miravaka, 13 mivaraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21