|
|
|
|

Teny iditra 1  miravoravo
Fototeny  2 ravoravo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifalifaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be joyous, to celebrate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 se réjouir, être dans l'allégresse [1.8]
Ohatra  11  Ry tanàna be horakoraka sy feno tabataba, ry vohitra miravoravo? [2.996]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miravoravo

Fivaditsoratra  miravoravo, 13 mivoravora

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20