Teny iditra mirebaka (rebaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miraratra, miedinedina amin' ny akanjo mikobankobana sy mirefarefa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirebaka
Ny lasa : nirebaka
Ny hoavy : hirebaka
Filaza mandidy : mirebaha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20