|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirebika
Fototeny  2 rebika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandihy mitsinjaka
9 Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba
10 (miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany [1.1]
Ohatra  11  Mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika amin-doza. [2.69#]
12  Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo am-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mirebika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 15  Mirebika
Fototeny  16 rebika
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18 Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka. [1.1]

Fivaditsoratra  19 amberiky, mirebika, Mirebika

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18