Teny iditra (1/2) | 1 mirebika |
Fototeny | 2 rebika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandihy mitsinjaka 5 Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba 6 (miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany [1.1] |
Ohatra |
7 Mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika amin-doza. [2.69#] 8 Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo am-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 Mirebika |
Fototeny | 15 rebika |
Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka. [1.1] |
Fivaditsoratra | 18 amberiky, mirebika, Mirebika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |