|
|
|
|

Teny iditra 1  mirefotra
Fototeny  2 refotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitriatra, mitefoka: Mitriatra, mirefotra ny rantsan-kazo
9 Mipoaka: Mirefotra ny basy [1.1]
Ohatra  10  Nahalala ny andaniny fa efa mihamandona ny saina sy faharetan' ny miaramila sy feom-bararata mirefotra. [2.472#217]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21