Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mirefotra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Kapila voahitsaka: mirefotra ihany fa any ambany faladia. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona maivan-doha mihevi-tena ho zavatra: mipentsompentsona ihany, saingy tsy asian' ny olona vidiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||