|
|
|
|

Teny iditra 1  miremby
Fototeny  2 remby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] mihaza, mitady [1.78]
9 [Tanala] mitady, mikatsaka: Manisy akory lahamiremby raha an-tanamboay (ahoana no milatsaka zavatra an-tanana mamba) [1.78]
10 Mitady haza, miambezo, mitampesona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20