|
|
|
|

Teny iditra 1  remby
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 [Antesaka] fitadiavana, fihazana [1.78]
18 [Tanala] haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby [1.78]
19 Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika
20 Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 food gathered in the wilds [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 nourriture acquise par la chasse ou la cueillette [1.8]
Voambolana  23  Toe-karena: hanina
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe remby
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21