|
|
|
|

Teny iditra 1  mirendrika
Fototeny  2 rendrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Latsaka ao anaty rano; miempo; miray (na ho amin' ny tsara na ho amin' ny ratsy); latsaka lalina ao anatin' ny ... [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20