|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miretareta
Fototeny  2 retareta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitaredretra, mitavozavoza [1.1]
Ohatra  9  Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana. [2.472#20]

Teny iditra (2/2) 10  miretaretà
Fototeny  11 retareta
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miretareta [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miretaretà, miretareta, 13 miteratera

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19